<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 13:21 | And afterward they desired a king: and |
Ary rehefa afaka indray izany, dia nangataka mpanjaka izy; ka dia nomen' Andriamanitra azy efa-polo taona Saoly, zanak' i Kisy, lehilahy avy tamin' ny firenen' i Benjamina. | Nony afaka izany dia nangataka mpanjaka izy ireo, ka nomen' Andriamanitra an' i Saoly zanak' i Sisy, lehilahy avy amin' ny fokon' i Benjamina, naharitra efa-polo taona. | Par la suite, ils demandèrent un roi, et |