Entry |
Saoly
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in Malagasy | Zanak' i Kisy benjamita izy, ary mpanjaka voalohany tamin' ny Israely. [1.38]
|
Explanations in English | Saul [2.996]
|
Explanations in French | Saül [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|
Entry |
Saoly
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in Malagasy | Paoly, avy any Tarsosy
[1.38]
|
Explanations in English | Paul [2.996]
|
Explanations in French | Paul [2.996]
|
Vocabulary |
Biblical quotes |
|
Entry |
Saoly
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in Malagasy | Mpanjakan' i Edoma [1.38]
|
Explanations in English | Saul [2.996]
|
Explanations in French | Shaül [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|
Entry |
Saoly
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in Malagasy | Zanakalahin' i Simeona.
Ny foko izay mitondra ny anarany dia taranaky ny Israely sy ny Kananita.
Izany no ilazana an' i Saoly ho zanakalahin' ny vehivavy kananita ao amin' ny Gen. sy Eks.
Ary ao amin' ny Nom. kosa dia miseho ny anararapoko hoe Saolita [1.38]
|
Explanations in English | Shaul [2.996]
|
Explanations in French | Shaül [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|
Entry |
Saoly
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in Malagasy | Isan' ny razan' i Samoela. [1.38]
|
Explanations in English | Saul [2.996]
|
Explanations in French | Shaûl [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|