<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 42:25 | Then |
Ary Josefa nanome teny hameno vary ny lasakany sady hamerina ny volan' ny isan-dahy ho ao anatin' ny lasakany avy ary hanome vatsy azy ho entiny eny an-dalana; dia nanao izany taminy izy. | Rahefa izany, dia nasain' i Josefa hofenoina vary ny lasakany, sy hatao ao anaty lasakany avy indray ny volany, ary homena vatsy izy ho azy eny an-dàlana. Dia natao taminy avokoa izany. |