Entry | tarafina (taratra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be shined on; to be examined by X-ray [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie [1.8] | ||||||||
Examples | Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana:
[4.27] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Anagrams | atrifana, fanaitra, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, tafarina, tarafina |
Updated on 2023/01/20 |