|
|
|
|

Entry (1/4)1  taratra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Vocabulary  8  Physics
Explanations in Malagasy  9  fitaratra [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
10  Hazavana alefana zavatra miantefa amin' ny rano na fitaratra: Manimba maso ny taratry ny masoandro ao anaty rano raha mandeha lava amin' ny lakana
11  Hazavana mihalohalo na miserana kely: Mahafinaritra izany tara-bolana aty anaty hazo
12  Fijerena zavatra maninteraka lamba na fitaratra na amin' ny elakelaky ny rantsantanana
13  Fanarangaranana na fitsikilovana izay atao miafinafina [1.1]
Explanations in English  14  a beam of light; a reflection [1.7]
Explanations in French  15  rayon de lumière; lumière réfléchie [1.8]
16  radiation, irradiation, reflet [1.13]
Examples  17  Hita taratra amin' ny fihetsiny ny haalinan-tsain' I Saonina. [2.470]
18  Iny fiara iray nandefa taratra mahery vaika no nitsilo ny fidolany. [2.529]
Compound words 
Titles 

Entry (2/4)22  taratra
Part of speech  23  noun
Vocabulary  24  Botany
Explanations in French  25  (mis pour ataratra : abat-jour ; tout ce qui filtre les rayons du soleil). Suivant les régions les Sakalava prononcent souvent taratse ou taratsy, ce qui a donné lieu à plusieurs graphies, que nous ne reproduirons pas. Phoenix reclinata var. madagascariensis Becc. (Arecaceae). Espèce voisine du dattier. Mais le fruit à pulpe très mince est loin d'avoir la même valeur alimentaire. Le bourgeon terminal est un bon chou palmiste. Les segments des feuilles sont souvent utilisés en sparterie, notamment pour faire des parasols et les abats jour, d'où le nom malgache. [Sakalava] [1.196]
Other spellings  26  taratse, taratsy
Scientific name 

Entry (3/4)28  Taratra
Elementary words  29  taratra
Part of speech  30  name (book title)
Author  31  Ratsifandrihamanana Clarisse
Publishings  32 

Entry (4/4)33  Taratra
Part of speech  34  name (newspaper)
Vocabulary  35  Publishers, newspapers
Publishings  36 

Anagrams  37  Taratra, taratra, Taratra, taratra

Updated on 2023/08/16