Entry | fanaitra (taitra) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka [1.1] | |
Explanations in French | Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre [1.3] | |
Examples | Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy.
[2.298] | |
Entry | fanaitra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka [1.1] | |
Explanations in French | Stimulus [1.13] | |
Anagrams | atrifana, fanaitra, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, tafarina, tarafina |
Updated on 2023/01/06 |