|
|
|
|

Entry1  mivezivezy
Root  2  vezivezy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita
Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity
Explanations in English  5  [1.7] to wander, to ramble
Explanations in French  6  [1.8] errer par-ci par-là
Examples  7  -- Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany: [2.470]
8  Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mivoivoy, miasa dia, mandehandeha, mivezika atsy mivezika aroa, maniasia, miriorio, misedisedy, mirenireny, mipempena, manjenjena, mihelohelo, mihenjy, misiontsiona, mijongojongo, mizionjiona, miselontselona, mitsakatsaka, mihebikebika, mihebiheby, mijaingijaingy, tsy mahatombin-tsiraka, firaka atakalo, misidiondiona
Proverbs  14  Proverbs containing the word mivezivezy

Updated on 2024/12/11