|
|
|
|

Entry1  mijaingijaingy (jaingijaingy)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandehandeha irery; mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao [1.1]
4  Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [1.1]
Examples  5  Indraindray alim-pody avy ao amin-dRasoa mianakavy izy ka indry mijaingijaingy samirery mamaky ny lalan-kely mankeny aminy. [2.470#]
6  Hafa manko izany teo aloha : raha avy manao fanadinana dia lasa mijaingijaingy irery mamonjy sakafo tany amin' ny "restaurant. [2.356#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  mijaingy
Other spellings  11  mizaingizaingy

Updated on 2023/03/06