Entry | 1 miriorio |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
mivezivezy 4 [1.78] [Bara] mirenireny 5 [1.78] [Tanosy] mirenireny, mivezivezy 6 [1.1] Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao |
Root | 7 riorio |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miriorio |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |