Entry | 1 miaramila |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana |
Explanations in English |
4 [1.7] a soldier |
Explanations in French |
5 [1.8] soldat |
Examples |
6 Ireny no miaramilam-potaka [2.472#169] 7 Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471#33] 8 Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324] |
Vocabulary |
9 Military |
Morphology |
|
Analogs | 11 lahindefona, sorodany, ambasy, ambavabasy, vatamiaramila, manamboninahitratafika, mpiantafika, foloalindahy, rainiolona, tsatsimenitra, ankotralahy, zazavao, menavazana, kadetra, raindahiny, bekotromaroholatra, mpisavaranonando |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word miaramila |
Updated on 2024/12/12 |