Entry zazavao
Elementary words zaza ; vao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy
Ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva [1.1]
Explanations in English A new recruit; a new trainee [1.7]
Explanations in French Recrue; apprenti sans expérience [1.8]
Examples 
1Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27]
2Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra. [2.472]

Updated on 2023/06/27