Entry bekotromaroholatra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Anarana enti-milaza ireo miaramila mpiady tranainy nahazo takaitra, ny miaramila menavazana nahazo takaitra tany an' ady [1.1]
Explanations in French Les ancients combattants [1.5]
Synonyms miaramila menavazana
Elementary words be ; kotro ; maro ; holatra

Updated on 2023/06/08