|
|
|
|

Entry 1  kely
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  23 Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay
24 Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga
25 Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io
26 Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany. [1.1]
Explanations in English  27 little, small [1.7]
Explanations in French  28 petit, peu [1.8]
Examples  29  Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [2.4#10]
Analogs  30  aketalahy, 31  bija, 32  bitika, 33  boleta, 34  botity, 35  botry, 36  bozeny, 37  bozeta, 38  hetry, 39  kambity, 40  kambitry, 41  katita, 42  kely endaka, 43  kely ray, 44  kely reny, 45  madinika, 46  mafy kely, 47  majinika, 48  nihinan-tain' orona, 49  tapak' amponga, 50  tsampirano, 51  tsapitika, 52  tsingentana, 53  vatokely
Combinations  54  222 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kely
Proverbs  55  Proverbs containing that word

Anagrams  kely, 56 kile

Updated on 2026/04/22