|
|
|
|

Entry 1  bitika
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Imperative :
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo.
11 Kely sy bitika: enti-milaza am-panetren-tena ny toetran' ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika atỳ anaty ala atỳ
12 (Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin' ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...) [1.1]
Explanations in English  13 diminutive, extremely small, a jot, a morsel, an atom. [1.2]
14 diminutive, tiny; cf. kitika [1.7]
Explanations in French  15 très petit [1.3, 1.8]
16 une quantité infime, chétif [1.3]
Examples  17  Lay ony kanefa he'ty fiandohany / Mba kely ny bitika saro-jahana. [1.267]
18  Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470#175]
19  Ka inona anefa no mety ho vitanay kely sy bitika ity amin' izany? [2.285#306]
Synonyms  20 bititika
Combinations  21  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word bitika
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Anagrams  23 bitaky, bitika, 24 kabity, 25 tibaky

Updated on 2026/04/22