|
|
|
|

Entry 1  kelikely
Root  2 kely
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Examples  5  Nandroso kelikely izy, ka tonga tao amin'ny tsena eo ambany avaratr'i Vohitra [2.324]
6  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny [2.470]
7  Nolazaiko azy fa nividy sambolay kelikely aho, ka eny ambony ranomasina ankehitriny no lapako [2.471]
8  Nandroso kelikely foana ny diany dia tonga ny ala [2.472]
Combinations  9  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kelikely

Updated on 2026/04/19