Entry | afa-jaza | |
Elementary words | afa- (afaka) ; zaza | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) [1.1] | |
Explanations in English | Used of abortion or miscarriage. [1.2] | |
Having a miscarriage [1.7] | ||
Explanations in French | Ayant avorté [1.8] | |
Vocabulary | Health | |
Proverbs | Proverbs containing the word afa-jaza | |
Updated on 2023/11/24 |