|
|
|
|

Entry (1/2) 1  zaza
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  15 Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza
16 Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto [1.1]
Explanations in English  17 a child [1.7]
Explanations in French  18 enfant [1.8]
19 [Sakalava-Mayotte] enfant [1.405]
Examples  20  Nanahirana indray anefa io zaza io. [2.472#161]
21  zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470#6]
Combinations  22  129 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zaza
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 24  Zaza
Part of speech  25  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  26 Zaza, Ziza [2.996]
27 Randzavola: Zaza amin' ny Baiboly [1.38]
Explanations in English  28 Zaza [2.996]
Explanations in French  29 Zaza [2.996]
Vocabulary  30  Holy Scriptures
Other spellings  31 zizà, ziza

Anagrams  Zaza, zaza

Updated on 2026/08/07