Entry |
t
 |
Part of speech | noun (symbol)
|
Explanations in Malagasy | Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra
fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny,
ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao:
Man + taitra = manaitra. [1.1]
|
Explanations in French | Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de
l'alphabet malgache. [1.3]
|
Analogs |
abidỳ |
Tables and plates |
|
Articles |
Illustrations |
|
|
Entry |
t~
|
Part of speech | prefix
|
Explanations in Malagasy | Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [1.1]
|
Explanations in English | The letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [1.2]
|
Explanations in French | Préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [1.3]
|
| Préfixe exprimant le temps passé [1.5]
|
Compound words |
|
|
Entry |
t~
|
Part of speech | prefix
|
Explanations in French | Préfixe exprimant l'origine [1.5]
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
|