|
|
|
|

Entry (1/4)1  abi
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z. [1.1]
4  Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory. [1.1]
5  Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko. [1.1]
Explanations in English  6  The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters [1.2]
7  The alphabet [1.7]
Explanations in French  8  Nom de l'alphabet malgache [1.3]
9  Alphabet [1.66, 1.5]
10  L'alphabet [1.8]
11  (un) alphabet. Miainga amin' ny abidy ny soratra sy ny vaky teny: l'écriture et la lecture commencent par l'alphabet [1.67]
Examples  12  Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo [2.117]
13  Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649]
14  Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#4]
Morphology 
15  Simple :
Compound words 
Titles 
Tables and plates  19  The Alphabets
Illustrations 
20 

Entry (2/4)21  abidy
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  Vavy antitra [1.78]
24  antibavy [1.147#A1]
Proverbs  25  Proverbs containing the word abidy

Entry (3/4)26  abidy
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  andevo [1.78]
Compound words 

Entry (4/4)30  abidy
Part of speech  31  noun
Vocabulary  32  Zoology: birds
Explanations in English  33  A provincial name for a water-bird. [1.2]
Explanations in French  34  Nom d'un oiseau aquatique. [1.19]

Anagrams  35  abidỳ, adiby

Updated on 2023/12/11