Entry | vono | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zaza io fa aza apetraka any intsony Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: Nataon' ny miaramila vono moka ireo fahavalo ratsy saina Fitsofana ny jiro Fikosehana ny soratra tsy ho hita [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Killing; murder [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer [1.3] | |||||||||||||||
Tuerie, meurtre [1.8] | ||||||||||||||||
Examples | Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono.
[2.324] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | vôño | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Bezanozano] Mampifanaraka, mampitovy [1.78] | |||||||||||||||
Updated on 2023/08/19 |
![]() |