|
|
|
|

Entry 1  fifamonoana
Root  2 vono
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  Ady sy fifamonoana mihitsy aza aloha no atao satria izay ihany no là [2.285#]
7  Nisy fifamonoana koa tao Matitanana taorian' ny nanorenana ny trano vato izay zary fonenan' ny mpihavy. [2.366#]

Anagrams  fifamonoana, 8 miafonafona

Updated on 2026/02/26