|
|
|
|

Entry1  famonoana (vono)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany
4  Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana
5  Fitsofana: Famonoana afo [1.1]
Explanations in French  6  l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause [1.3]
Examples  7  Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka. [2.113]
8  Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470]
9  Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa? [2.366]
Compound words 
Titles 

Anagrams  12  amofonana, famonoana

Updated on 2023/08/12