Entry | 1 mahavokatra |
Root | 2 vokatra |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra [1.1] 5 lonaka, zina [1.13] |
Explanations in English |
6 to yield, to bear fruit [1.7] |
Explanations in French |
7 porter des fruits, produire [1.8] 8 productif, fertile [1.13] 9 qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz) [1.196] |
Examples |
10 Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao. [2.472#211] 11 ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra. [1.357] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mahavokatra |
Updated on 2023/01/20 |