|
|
|
|

Entry (1/2) 1  voamena
Elementary words  2 voa, 3 mena
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon' ny ariary, izany hoe mitovy amin' ny 0,fr 20 amin' ny vola ankehitriny. -- Ny voamena no ampahan' ny ariary nalaina ho fototra ho an' ny vola hatramin' ny lavoamena ka hatramin' ny lasiroa, izany hoe: ny lavoamena (ilan' ny voamena: 0,fr 10), ny latsakafitoventy (voamena latsaka varifitoventy: 0,fr 15), ny latsapaheniny (voamena latsaka faheniny: 0,fr 17), ny voamena (0,fr 20), ny fitoventisivoamena (0,fr 25), ny lasiray (ilan' ny voamena sy iray voamena: 0,fr 30), ny roavoamena (0,fr 40), ny lasiroa (ilan' ny voamena sy roa voamena: 0,fr 50). [1.1]
Vocabulary  6  Economy: finances, management
Combinations  7  10 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word voamena
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 9  voamena
Elementary words  10 voa, 11 mena
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13 [Sakalava] (de voa : graine ; et mena  : rouge). Abrus precatorius L. (Fabaceae). [1.196]
14 [Bara] (déformation de voamay). Vitex beraviensis Vatke (Lamiaceae). [1.196]
Vocabulary  15  Botany
Scientific name 

Anagrams  18 voamane, voamena

Updated on 2026/08/14