|
|
|
|

Entry1  lasiray
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny
Explanations in English  4  [1.2] same as ilasiray
Explanations in French  5  [1.3] un voamena et demi; le seizième de la piastre
Vocabulary  6  Economy: finances, management
Elementary words  7  ila, iray
Proverbs  8  Proverbs containing the word lasiray

Anagrams  9  alasiry, isilara, lasiray

Updated on 2025/02/02