Entry veloma madinidinika: masina fantimpantenana
Elementary words veloma ; madinidinika ; masina ; fantimpantenana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fomba fanaovam-beloman' ny mpifankatia miangolangola fiteny [1.1]
Examples Ka veloma tsirairay Rambolo, ary masina fantimpantenana, fa hianao dia masiaka amboa hadivory, ka lany zara tanora. [2.69]

Updated on 2023/08/28