Entry veloma (velona)
Part of speech imperative of adjective velona [full list]
Explanations in Malagasy (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. [1.1]
Explanations in English May you live! Farewell! Adieu! Thank you [1.2]
Explanations in French Adieu! Vive! Merci! [1.3]
 Adieu, vivez [1.5]
Examples 
1Veloma Razay, veloma e! [2.324]
2Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. [2.470]
3Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. [2.472]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/28