Entry | valy | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Réponse à une question, à une lettre, réplique Figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3] | |||||||||||||||
Examples |
| |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Synonyms | famerenana ~ setry ~ tsimbalivaly | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word valy | |||||||||||||||
Entry | valy | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] vady [1.78] | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Anagrams | lavy, valy, vila |
Updated on 2023/06/24 |