|
|
|
|

Entry 1  famaly
Root  2 valy
Part of speech  3  noun or adjective
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fomba entina mamaly
7 Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao
8 Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1]
Explanations in French  9 ce qu'on peut répondre
10 manière de répondre [1.3]
Examples  11  Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [2.324]

Anagrams  famaly, 12 filama, 13 mafy la

Updated on 2026/04/19