Entry valiana (valy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Omena valiny (taratasy na fanontaniana): Valio anie ity taratasy ity raha vao voarainao e!
Setrena: Tsy tokony ho novalianao ratsy ny soa nataoko anao
Omena valin-teny tsy amim-panajana, toherina: Tezitra tokoa aho ka novaliako mafy izy [1.1]
Morphology 
Present : valiana, valiako, valianao, valiany, valiantsika, valianay, valianareo, valian', valian-, valiam-, valia-
Past : novaliana, novaliako, novalianao, novaliany, novaliantsika, novalianay, novalianareo, novalian', novalian-, novaliam-, novalia-
Future : hovaliana, hovaliako, hovalianao, hovaliany, hovaliantsika, hovalianay, hovalianareo, hovalian', hovalian-, hovaliam-, hovalia-
Imperative : valio
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20