|
|
|
|

Entry 1  vahoaka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  10 Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany
11 olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina
12 Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1#1007]
Explanations in English  13 the people; the citizens of a country [1.7]
Explanations in French  14 le peuple [1.3, 1.8]
15 les sujets d'un état
16 public [1.3]
17 citoyen d'un pays [1.8]
Examples  18  Ny mpanjaka no manjaka ny vahoaka [2.131]
19  Raha olo-marina izy dia tokony ho tonga niaraka tamin'ny vahoaka. [2.324]
20  Tsara izao fahatongavanao izao, hizaha ahy sy ny tany anjakako ary ny vahoakako. [2.298#62]
21  Nahalala indrindra ny fon'ny vahoakany Andrianampoinimerina [2.298#26]
Vocabulary  22  Politique
Analogs  23  ambanilanitra, 24  bozaka aman' ahitra, 25  ny miankandrefam-baravarana, 26  ny olo-miaina, 27  ny velona rehetra, 28  Olona, 29  sarambaben' ny kintana, 30  valalabemandry, 31  valalatsimandadiharona, 32  vodiahitrarivo
Combinations  33  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vahoaka
Proverbs  34  Proverbs containing that word
Quotes  35  Texts mentioning that word

Updated on 2026/04/22