Entry bozaka aman' ahitra
Elementary words bozaka ; amana ; ahitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona
Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo [1.1]
Explanations in English The common people, the multitude, the mob, the rabble [1.2]
 Worthless [1.7]
Explanations in French Sans valeur (se dit d'un individu) [1.8]

Updated on 2023/05/16