Entry | valalatsimandadiharona | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [1.1] | |
Examples | Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona:
[2.471] | |
Elementary words | valala ; tsy ; mandady ; harona | |
Updated on 2023/04/24 |
![]() |