Entry (1/9) | 1 ta |
Part of speech | 2 particule |
Explanations in Malagasy |
3 Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1] |
Explanations in English |
4 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [1.2] 5 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7] |
Explanations in French |
6 préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8] |
Compound words |
|
Tables and plates |
8 All the particles |
Entry (2/9) | 9 ta |
Part of speech | 10 noun |
Vocabulary |
11 Zoology: reptiles, amphibians |
Explanations in Malagasy |
12 tanalahy [Tanosy]
[1.78] |
Explanations in English |
13 a provincial word for a chameleon. See tana [1.2] |
Entry (3/9) | 14 ta |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Sound |
Explanations in Malagasy |
17 Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana 18 Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1] |
Explanations in English |
19 the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2] |
Entry (4/9) | 20 ta |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 fitazonana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (5/9) | 23 ta |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in English |
25 a lamp. [Swa. taa.] [Provincial]
[1.2] |
Entry (6/9) | 26 ta~ |
Part of speech | 27 prefix |
Explanations in Malagasy |
28 Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1] |
Explanations in English |
29 a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2] |
Compound words |
|
Entry (7/9) | 31 ta |
Part of speech | 32 adjective |
Explanations in French |
33 an' ialahy, an' ise [1.66] |
Entry (8/9) | 34 TA |
Part of speech | 35 noun (acronym) |
Explanations in French |
36 Tananarive Antsirabe [3.1] |
Tables and plates |
37 Acronyms 38 Acronyms |
Text |
39
|
Entry (9/9) | 40 Ta |
Part of speech | 41 noun (symbol) |
Vocabulary |
42 Chemistry |
Explanations in Malagasy |
43 Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explanations in English |
44 tantalum [3.1] |
Explanations in French |
45 tantale [3.1] |
Tables and plates |
46 Periodic Table |
Updated on 2024/09/07 |