Entry tsy kamboty kely fa kamboty lehibe
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny zaza efa lehibe vao kamboty
Ilazana ny olona mahalala ny lovantsofina navelan' ny razana [1.1]
Elementary words tsy ; kamboty ; kely ; lehibe

Updated on 2023/05/21