Entry |
tsotra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy [1.1]
|
Explanations in English | Smooth, plain; easy, simple [1.7]
|
Explanations in French | Lisse, droit; simple, facile [1.8]
|
Examples |
1 | fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina.
[2.324]
|
2 | mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy;
[2.470]
|
3 | Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika.
[2.472]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs |
|