Entry | tsorina (tsotra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Lazaina tsy misy olakolaka: Tsory ny teninao Tsy atao be aingitraingitra: Notsorina ny fanambadian' ny ankizy [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Réduire, simplifier: tsory, réduisez [1.13] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Anagrams | antsory, rotsina, sarinto, satrony, sitrano, trisona, trosina, tsorina |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |