|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitsotra
Root  2 tsotra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandry miampatra, miampatra, mitsingadina, tsy mivonkina: Mitsora ianao fa tery ny fandriana. / Mitsotra ambony ahitra
9 Mivelatra henjana: Tsy ho azo didiana ity lamba ity raha tsy mitsotra
10 Miteny milaza ny marina tsy misy afinafenina: Aoka ianao hitsotra rehefa anontaniana [1.1]

Entry (2/2) 11  mitsotra
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13 [Sihanaka] mitsoka: mitsotra anjombona [1.78]

Updated on 2026/04/20