Entry fampitsarana (tsara)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vola nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina
Vola omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana [1.1]
Explanations in English [Rel. s. from mampitsara (tsara).] Money paid to the judges and others present, on the administration of the tangena ordeal, as a token of consent to its decision. [1.2]

Updated on 2023/01/20