|
|
|
|

Entry (1/2)1  tendabe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka
Vocabulary  4  Biology
Elementary words  5  tenda, be
Analogs  6  tendakely

Entry (2/2)7  tenda be
Part of speech  8  locution
Explanations in Malagasy  9  [1.1] enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka
Elementary words  10  tenda, be

Anagrams  11  be tenda, tenda be, tendabe

Updated on 2025/04/13