|
|
|
|

Entry (1/2)1  tenda
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Biology
Explanations in Malagasy  4  Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [1.1]
Explanations in English  5  the throat [1.7]
Explanations in French  6  la gorge [1.8]
Derivatives 
7  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word tenda

Entry (2/2)19  tenda
Part of speech  20  adjective
Explanations in Malagasy  21  Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tenDAna [1.1]

Anagrams  22  dante, ndate, tenda

Updated on 2023/05/26