Entry (1/2) | 1 telina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanakodiavana, fanagorodanana zavatra any an-tenda tsy tsakoina: Atao teli-moka [1.1] |
Entry (2/2) | 4 telina |
Part of speech | 5 participle |
Explanations in Malagasy |
6 Tiana, ankasitrahana: Tsy teliko ilay teny nataon' ny zokin' ise ahy iny [1.1] |
Explanations in English |
7 swallowed; pleasing, acceptable [1.7] |
Explanations in French |
8 avalé; agréable, agréé [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 20 alenti, antely, atelin, elatin, lietnà , nateli, nelati, telina |
Updated on 2023/05/31 |