|
|
|
|

Entry 1  mankatelina
Root  2 telina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho [1.1]
Explanations in English  8 to swallow; to approve; to express thanks for [1.7]
Explanations in French  9 approuver [1.3#693, 1.8]
10 agréer, approuver avec satisfaction [1.3#693]
11 apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8]
Examples  12  mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà [2.1022#]
13  mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana. [2.606#]

Updated on 2026/04/20