| Entry | 1 mitelina |
| Root | 2 telina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to swallow
[1.7] |
| Explanations in French |
10 avaler
[1.3#693, 1.8] |
| Examples |
11 Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina.
[2.424#]
12 tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406#] 13 Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285#] |
| Combinations | 14 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitelina |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 16 ilmenita, mitelina, 17 Mitilena, 18 Mitylena |
| Updated on 2026/04/21 |
|