Entry (1/2) | 1 rivo-doza |
Elementary words | 2 rivotra, loza |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1] 5 rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13] |
Explanations in French |
6 cyclone [1.13] |
Examples |
7 Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445] 8 Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27] 9 Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18] |
Vocabulary |
10 Meteorology |
Synonyms | 11 rivo-mahery |
Titles |
|
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 14 Rivo-doza |
Elementary words | 15 rivo-doza |
Part of speech | 16 name (play) |
Vocabulary |
17 Literature: plays |
Author |
18 Rajemisa-Raolison Régis |
Publishings |
19 |
Tables and plates |
20 Full list |
Anagrams | 21 Rivo-doza, rivo-doza, Rivo-doza, rivo-doza |
Updated on 2024/08/13 |