Entry tafondro maro vava
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tafondro mahavoaka bala maromaro sy ankisesy ao anatin' ny fotoana fohy [1.1]
Examples Tafondro marovava indray koa no namelezana ireo. [2.472]
Vocabulary 
Elementary words tafondro ; maro ; vava

Updated on 2023/01/24