|
|
|
|

Entry 1  maro
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  22 Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro
23 Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1]
Explanations in English  24 many [1.7]
Explanations in French  25 beaucoup, nombreux [1.8]
Examples  26  ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. [2.324]
27  Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [2.471#30]
Synonyms  28 betsaka
Antonyms  29 vitsy
Combinations  30  105 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maro
Proverbs  31  Proverbs containing that word

Anagrams  maro, 32 mora, 33 ramo, 34 Roma

Updated on 2026/04/22