| Entry (1/4) | 1 sorona |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
10 Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona
[1.1] |
| Explanations in English |
11 a blood sacrifice
[1.7] |
| Explanations in French |
12 sacrifice par immolation
[1.8] |
| Combinations | 13 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sorona |
| Article | 14 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly |
| Entry (2/4) | 15 sorona |
| Part of speech | 16 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
28 Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana
[1.1] |
| Explanations in French |
29 action d'attiser, d'alimenter le feu
[1.3#634, 1.196] 30 action d'activer la circulation [1.196] |
| Entry (3/4) | 31 sorona |
| Part of speech | 32 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
37 Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany
[1.1] |
| Explanations in French |
38 discrétion, réserve
[1.3#634] |
| Combinations | 39 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sorona |
| Entry (4/4) | 40 soroña |
| Part of speech | 41 adjective |
| Explanations in Malagasy |
42 [Sihanaka] variana
[1.78] |
| Anagrams | sorona, soroña |
| Updated on 2026/10/22 |
|