|
|
|
|

Entry (1/5)1  misorona
Root  2  sorona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word misorona

Entry (2/5)10  misorona
Root  11  sorona
Part of speech  12  active verb
Explanations in Malagasy  13  Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
Examples  14  Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word misorona

Entry (3/5)21  misorona
Root  22  sorona
Part of speech  23  active verb
Explanations in Malagasy  24  Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
Explanations in English  25  to be discreet [1.7]
Explanations in French  26  être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
27  être discret [1.8]
Morphology 
28  Present :
29  Past :
30  Future :
31  Imperative :
Compound words 
Proverbs  33  Proverbs containing the word misorona

Entry (4/5)34  misoroña
Part of speech  35  active verb
Explanations in Malagasy  36  mivavaka [Tambahoaka] [1.78]
37  mangataka, mivavaka [Tanosy] [1.78]

Entry (5/5)38  misoròna
Root  39  sorona
Part of speech  40  imperative of active verb misorona
Explanations in Malagasy  41  [1.1]
Explanations in French  42  [1.3]
Tables and plates  43  All the active imperatives

Anagrams  44  misorona, misoroña, misoròna, Nosimaro, somorina, misorona, misoroña, misoròna, Nosimaro, somorina, misorona, misoroña, misoròna, Nosimaro, somorina

Updated on 2023/05/24