|
|
|
|

Entry 1  soronina
Root  2 sorona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo [1.1]
Explanations in English  9 to be tended (of a fire) [1.7]
Explanations in French  10 action d'attiser le feu; qu'on attise [1.8]
Examples  11  Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470#12]

Anagrams  12 sinorona, soronina

Updated on 2026/04/20